Teny iditra mamonona (vonona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manomana mialoha: Mamonom-piadiana izay te handresy
¶ Manangona: Mamonom-bola izy hanorenan-trano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make things ready [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay préparer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamonona
namonona
hamonona
mamonòna

Teny iditra mamonòna (vonona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamonona [fitanisana]

2011/10/27