Teny iditra mamontirika (vontirika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampivandravandra be ny maso toa hivoaka ny taolamaso mihitay: Namontirikany masony ka natahotra aho [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamontirika
Ny lasa : namontirika
Ny hoavy : hamontirika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05