Teny iditra mamon-toaka (vono, toaka)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ara-bakiteny: Olon-kafa no nisotro toaka ka ny tena no toa mamo
Hevitra ohatra: Ny hafa no nanao ny nataony ka ny tena no iharan' ny asany [1.1]
Ohatra Hoy Andrianasandratra tamin'ireo manamboninahitra nanevateva azy hoe: Ialahy angaha mamontoaka sa leon-drongony? [2.298]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31