Teny iditra mamony fanja
Singan-teny mamony ; fanja
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny zavamaniry sasantsany, toy ny tsaramaso na ny paiso rehefa mamony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay être sur le point de fleurir [1.196]
Ohatra Namony fanja daholo ny voninkazo tamin'izay, ka sahirana ny renintantely sy ny lolo fa izay tsentsefina toa mamy kokoa [2.895]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/30