Teny iditra mamora (fora)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandidy foitra: Mamora zaza [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to circumcise [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay circoncire [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamora
namora
hamora
mamo

Teny iditra mamorà (fora)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamora [fitanisana]

2011/10/27