Teny iditra mamoraboraka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Jereo famoraborahana, trevotrevoina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Labourer, remuer [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamoraboraka
Ny lasa : namoraboraka
Ny hoavy : hamoraboraka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31