Teny iditra mamoraka (voraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamaha: Mamoraka tady
¶ Mamoaka avy ao anaty zavatra: Mamoraka ny tao am-bata
¶ Mampiseho izay ao anaty: Mamoraka ny ao am-po [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamoraka
namoraka
hamoraka
mamoraha

Teny iditra mamoraka (voraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mandainga [Rakotosaona 1972]

2010/05/05