Teny iditra mamoravora (voravora)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manaborabora, manageragera
Manasafotofoto, manasavorovoro [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamoravora
Ny lasa : namoravora
Ny hoavy : hamoravora
Filaza mandidy : mamoravorà

Teny iditra mamoravorà (voravora)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoravora [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20