Teny iditra mamoretaka (poretaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy fotaka, manasolitika, manafotetaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamoretaka
namoretaka
hamoretaka

2013/03/17