Teny iditra mamorifotra (forifotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mivoaka (enti-milaza ireo bontsimbontsina kely be diabe vokatry ny aretina): Namorifotra ny kitrotron' Ilita ka tsy naharitra reniny naka dokotara [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay faire éruption, apparaître en masse, pulluler [Abinal 1888]
Endriteny 
mamorifotra
namorifotra
hamorifotra

Teny iditra mamorifotra (forifotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy feno zavatra boribory madinika marobe [SLP 1986]
Famaritana frantsay oolithique [SLP 1986]
Voambolana 

2011/10/27