Teny iditra mamorika (vorika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano, Sihanaka] mamosavy [Rakotosaona 1975]
 Mamosavy, manome sakafo misy ody mahafaty na mankarary [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamorika
namorika
hamorika
mamoreha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31