Teny iditra mamorina (vorina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mangorona kofehy (landy na rofia) ho vita kibory [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamorina
namorina
hamorina
mamorèna

2010/05/14