Teny iditra mamoroboroke
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Manambitamby, manafosafo: Fitea tsa mba ho ela ny anae roa fa mamoroboroke (Fitiavana tsy hateza ny anay roa fa manafosafo fotsiny) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31