Teny iditra mamorofotra (forofotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Rakotra bontaimbontsina kely be dia be: Indray andro ihany dia nivoaka ny bonibonin' Ilita; namorofotra daholo ny kibony sy ny lamosiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy affected with scabies. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay atteint, couvert d'une éruption cutanée [Abinal 1888]
Voambolana 
Endriteny 
mamorofotra
namorofotra
hamorofotra

2012/06/20