Teny iditra mamorotsaka (rotsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miantsambotra, roboka, manao zavatra tsy amim-piheverana, kitoatoa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamorotsaka
namorotsaka
hamorotsaka
mamorotsaha

2010/05/14