Teny iditra mamory (vory)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy ( mamorivory no fampiasa indrindra) Mandroatra, misafoaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamory
namory
hamory
Teny mitovy hevitra mamorivory

Teny iditra mamory (vory)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miantso ho tonga miaraka, amin' ny toerana iray: Namory ny mahantra teo amin' ny fokontany izahay mba hizarana fitafiana
¶ Manaika, manainga: Namory ny Parlemanta ny Filoham-pirenena
¶ Manangona: Namory sary betsaka aho fony izaho tany Afrika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to gather, to collect [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay réunir, rassembler [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamory
namory
hamory
mamoria

Teny iditra mamory
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanala] mamarana amin-java-maranitra ho dombo [Rakotosaona 1972]

2010/05/06