Teny iditra mamositra (fositra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandoaka, mandavaka: Hain' ny mpandrafitra ny hamositra ity hazo ity amin' ny homamanta
¶ Manodinkodina hazo maranitra ao anaty hazo hafa iray misy loaka mba hahazoana afo: Tsy mbola mahay mamositra ny hazo mba hiteraka afo Ikoto [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to ignite by friction. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamositra
namositra
hamositra
mamosera

Teny iditra mamositra (fositra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy  [Provincial] to thrust in, as a brand, etc., thrust into the fire [Richardson 1885]

Teny iditra mamositra (vositra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mamora [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy to castrate [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay châtrer [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
mamositra
namositra
hamositra
mamosera

Teny iditra mamositra (vositra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manala ny voa ao anatin' ny vihina ka mahatonga tsy hiteraka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to nip off shoots [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay décapiter une plante [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay ébourgeonner, tailler en vert [Boiteau 1997]
Voambolana 
Endriteny 
mamositra
namositra
hamositra
mamosera

2019/09/24