Teny iditra mamotitra (fotitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametraka zavatra mivadika, mampifamadika: Misy maso lavitra mamo titra ny sarin' ny zavatra jerena aminy
¶ Milaza olona roa izay olom-pady ho heny: Nahoana ity ianao no mamotitra anay mianadahy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to invert
¶ to curse, to vilify, to use opprobrious language. [Richardson 1885]
 to turn end for end [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay inverser [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamotitra
namotitra
hamotitra
mamotera

2013/03/17