Teny iditra mamotoana (fotoana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manome fotoana: Mamotoana olona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to appoint a time. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamotoana
namotoana
hamotoana
mamotoàna

Teny iditra mamotoàna (fotoana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamotoana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/17