Teny iditra mamotofoto (fotofoto)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manasavoritaka, manakorontana, manaparitaka tsy aralia ny tokony ho izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to derange, to disorder, to ruffle, to confuse. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamotofoto
namotofoto
hamotofoto
mamotofotoa

2011/10/28