Teny iditra mamototra (fototra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandray na maka eo akaikin' ny fototra: Tsy nahay namototra tsara ireo zanakazo nafindrany izy ka be no tapaka
¶ Mandinika tsara, manadihady, mamakafaka: Efa namototra ny amin' ilay vonoana olona teo Behoririka ny fanjakana ka dia miandry isika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to take root; to investigate thoroughly; to grasp. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamototra
namototra
hamototra
mamotora

2011/10/28