Teny iditra mamotraka (potraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana: Vato kely no namotraka azy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamotraka
namotraka
hamotraka
mamotraha
Teny mitovy hevitra manapotraka
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/03/15