Teny iditra mamotsifotsy (fotsifotsy (fotsy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao tsinontsinona, manamavo, manimbazimba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To disregard, to speak lightly of. [1.2]
 To express disdain; to denigrate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mépriser, dénigrer [1.8]
Ohatra Notantarain-drangahy tamin'izay ny fomban'ireo an-driamanjaka teo aloha, sy ny fomban'ireo mpivavaka vaovao izay mitady handrava ny fanjakana noho izy mamotsifotsy [2.298]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamotsifotsy
Ny lasa : namotsifotsy
Ny hoavy : hamotsifotsy
Filaza mandidy : mamotsifotsia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20