Teny iditra mamotsitra (potsitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandoaka
¶ Mamaky
¶ Mampiharihary, mamaky am-batolampy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamotsitra
namotsitra
hamotsitra
mamotsira
Teny mitovy hevitra manapotsitra
Teny nalaina 

2010/05/14