Teny iditra mamotsy (fotsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manadio (metaly, nify ): Mamotsy sabatra
¶ Mitoto vary fanintelony (rehefa avy nanamaivoka dia nanatsaitsaika azy): Ndeha mamotsy vary rankizy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to whiten. [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay blanchir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamotsy
namotsy
hamotsy
mamotsia

2011/10/28