Teny iditra mamoy (foy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mihataka, miala [Rakotosaona 1972]
   Very zavatra, maty havana ka tsy manantena azy intsony: Efa namoy ilay bokiko very aho kango hay hitako ihany ~ Ny harivan' ny andro voalohany amin' ny Fandroana ny Malagasy no mamoy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to forsake, to desert. [Richardson 1885]
   to give up
¶ to lose by death [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   renoncer
¶ perdre quelqu'un par la mort [Hallanger 1974]
Endriteny  
mamoy
namoy
hamoy
mamoiza
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra mamoy (foy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Vaky mandeha nana, mivoaka nana: Namoy ilay vay teo an-kandriny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to suppurate [Richardson 1885]
Voambolana  
Endriteny  
mamoy
namoy
hamoy
mamoiza

Teny iditra mamoy (foy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamotsika: Mamoy hao (fiteny koa ny hoe mifoy: mifoy hao) [Rajemisa 1985]

Teny iditra mamoy (mamo)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoina [firaketana]

2013/03/17