Teny iditra mamozafoza (fozafoza (foza))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoriporitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to use roughly, to crumple. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamozafoza
namozafoza
hamozafoza
mamozafozà

Teny iditra mamozafozà (fozafoza (foza))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamozafoza [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/18