Teny iditra mamozona (vozona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manery, manao an-terisetra, manao anterivozona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to take by the neck; to compel [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay contraindre [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 forcer [Abinal 1888]
 saisir par le cou [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamozona
namozona
hamozona
mamozòna

Teny iditra mamozòna (vozona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamozona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2015/10/27