Teny iditra mampahafantatra (fantatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampahafantatra
mampahafantatr'
mampahafanta-
mampahafantatry
nampahafantatra
nampahafantatr'
nampahafanta-
nampahafantatry
hampahafantatra
hampahafantatr'
hampahafanta-
hampahafantatry
Ohatra solontenan' ny Sekoly Protestanta eo anatrehan' ny Fanjakana izy ary mpanoro hevitra ny Sekoly rehetra sy mampahafantatra ny vaovao momba ny fampianarana avy amin' ny Fanjakana. [Ravelomanana: Lalana, takila 184]

2015/04/09