Teny iditra mampahafinaritra (finaritra (faritra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Tsy misy mahasoa ny olona mihoatra noho ny mihinana sy misotro ary ny mampahafinaritra ny tenany amin' ny fisasarany. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampahafinaritra, mampahafinaritr', mampahafinari-
Ny lasa : nampahafinaritra, nampahafinaritr', nampahafinari-
Ny hoavy : hampahafinaritra, hampahafinaritr', hampahafinari-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20