Teny iditra mampahatanjaka (tanjaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: manamafy
Ohatra eo an-tananao ny hery sy ny tanjaka, ka eo an-tananao koa ny mampahalehibe sy ny mampahatanjaka izao rehetra izao. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20