Teny iditra mampahay (hay)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to make to be clever, competent, or able to do anything. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay rendre savant, capable, habile [Abinal 1888]
Endriteny 
mampahay
nampahay
hampahay
Teny mitovy hevitra mankahay
Ohatra 
1Fa mampiloa-bava ny moana ny fahendrena, ary mampahay mandahatra ny lelan' ny zaza. [Baiboly: 27.10.21]
2Ny fianarana ihany no mampahay, ary adala izay olona tsy manao izay tratry ny ainy mba ho tonga mahay. [Rakotozafy: Ratsimba, takila 8]

2017/07/02