Teny iditra mampakatra (akatra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mitondra amin' ny toerana ambony: Iza [...]
¶ manondrotra: Izaho ihany no nampakatr [...]
¶ Mitondra amin' ny lehibe: Nampakatra [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   To send for; to procure; to fetch up, or carry up [Richardson 1885]
   to lift up [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   soulever, faire monter [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ohatra  
1Hoy izy nampakatra ny sorony sady nihomehy. [Andriamalala: Ranomasina, takila 36]
2Lalina izany afitsokareo izany, hoy ny reniny kirikirina, somary nampakatra feo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 84]
Ny bikany  
mampakatra
nampakatra
hampakatra
mampakara
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra mampakatra (akatra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mankalaza fanambadiana amin-dRa..: Va [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   ¶ to marry (a wife). [Richardson 1885]
   to marry a wife [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   épouser une femme [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ohatra  
1Nampakatra an'i Estera zatovovavy [Randzavola: Baiboly, takila 15]
2Noho izany dia nampakatra ny zanakavavin' i Farao izy ho vadiny. [Randzavola: Baiboly, takila 376]
Ny bikany  
mampakatra
nampakatra
hampakatra
mampakara
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2014/06/13