Teny iditra mampalaza (laza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Vezo] Faire annoncer [Poirot & Santio: Vezo (takila L)]
Ohatra Ny kabary dia karazana lahabolana fahita amin'ny faritra maro eto Madagasikara, ary mampalaza ny Malagasy amin'ny vahiny mihitsy aza izy io. [Razafiarivony: Harivolana, takila 107]

2017/01/19