Teny iditra mampanadino (hadino)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]
Ohatra   Tapak' andro ijaliana ihany, dia mampanadino ny hasambarana lasa, ary amin' ny fiafaran' ny olona, dia haharihariny ny asany. [Baiboly: 28.11.25]
Ny bikany  
mampanadino
mampanadinon'
mampanadinon-
mampanadinom-
nampanadino
nampanadinon'
nampanadinon-
nampanadinom-
hampanadino
hampanadinon'
hampanadinon-
hampanadinom-

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/18