Teny iditra mampañaja (haja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Faire honorer, respecter [1.68]
Ohatra Ny zokiolona sy ny raiamandreny, tompon' ny tsodrano no antoky ny rafitra rehetra ary ny Mpifehy votendrin' ny besinimaro no mampanaja ny zava-dehibe rehetra nifanarahana. [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09