Teny iditra mampandro (andro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To bathe someone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Baigner quelqu'un [1.8]
Ohatra Ary ny mampandro Andriana dia mankany avokoa ny manamboninahitra ka manao izay fombafomban-drazana betsaka ao, dia homana ny hena mialin-taona [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampandro
Ny lasa : nampandro
Ny hoavy : hampandro

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/06