Teny iditra mampangatsiaka (hatsiaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hahatonga mangatsiaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mampangatsiaka
nampangatsiaka
hampangatsiaka
mampangatsiaha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31