Teny iditra mampaninona (inona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga ho inona: Mampaninona ahy moa izay ompanao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampaninona
Ny lasa : nampaninona
Ny hoavy : hampaninona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20