Teny iditra mampanjary (zary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Investir [1.13]
Ohatra Mipariaka eny amin' ny torapasika fotsy manjelatra ny hazavany, ka mamiratra mamono maso, ary ny hafanany mampanjary vain' afo kely tsy hita isa ny fasika hitsahina eny an-dalambe sy eny an-tokotany. [2.499]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampanjary
Ny lasa : nampanjary
Ny hoavy : hampanjary

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/17