Teny iditra mampanofa (hofa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To rent something out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Louer à quelqu'un [1.8]
Ohatra 
1Tsy vitsy koa ny olona mampanofa boky. [2.117]
2Ary ny mampanofa dia sazina omby 10 [1.123]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampanofa
Ny lasa : nampanofa
Ny hoavy : hampanofa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20