Teny iditra mampanonja (onja)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   brasser [Baiboly]
Ohatra   Ny heriny no entiny mampanonja ny ranomasina, ary ny fahendreny no anorotoroany an-dRahaba; [Baiboly: 22.26.12]

Teny iditra mampañonja (onja)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   Faire embarquer [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila O)]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/14