Teny iditra mampiady (ady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Mettre en guerre, engager à se battre [1.3, 1.5]
 Confronter, accorder [1.3, 1.5]
 Engager à faire un procès, ajuster, comparer [1.3]
Ohatra 
1Ireny karatra tsotra mampiady nifiny ireny ihany no fanaony. [1.437]
2Ny fahiben-dRakoto, raha feno, dia mihika ka mampiady tandroka indray. [2.857]
3Tsy tsara ny miady, anefa tsy tsara koa ny mijery fotsiny na mampiady. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampiady
Ny lasa : nampiady
Ny hoavy : hampiady
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15