Teny iditra mampiakatra (akatra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manome baiko hiakatra: Iza no nampiak [...]
¶ Mahatonga hiakatra [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to appeal a case to a higher court ; to send something to a higher instance for final decision [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   faire monter, renvoyer une affaire à une instance supérieure [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mampiakatra
nampiakatra
hampiakatra
mampiakara

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/18