Teny iditra mampiandry (andry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay faire attendre, faire garder [Abinal 1888]
Ohatra Anaka, aza manala fivelomana ny mahantra; ary aza mampiandry maso ny tsy manana. [Baiboly: 28:004:001/Eklesiastika 4:1..]
Endriteny 
mampiandry
mampiandrin'
mampiandrin-
mampiandrim-
nampiandry
nampiandrin'
nampiandrin-
nampiandrim-
hampiandry
hampiandrin'
hampiandrin-
hampiandrim-

2014/10/11