Teny iditra mampiantso (antso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Nampiantso sy mampiditra ny manamboninahitra [2.928]
2Koa raha misy fifanolanana ao an-tanàna dia mampiantso ny roa tonta ny Filoha. [2.606]
3Tsy maninona ary, hoy izy, fa rahefa tonga any Antananarivo aho mampiantso an' ialahy. [2.643]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampiantso, mampiantson', mampiantson-, mampiantsom-
Ny lasa : nampiantso, nampiantson', nampiantson-, nampiantsom-
Ny hoavy : hampiantso, hampiantson', hampiantson-, hampiantsom-
Filaza mandidy : mampiantsoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31