Teny iditra |
mampibaribary
(baribary (bary))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny frantsay | Visualiser [1.66]
|
Ohatra |
1 | Mampibaribary izany fa tsy mahatsiaro tena ho voakasiky ny raharaha ny olompirenena.
[4.27]
|
2 | Inona no vavolombelona tsy miteny nefa mampibaribary ny ratsy mihoatra noho ity tandindona kely?
[2.499]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mampibaribary |
Ny lasa : |
nampibaribary |
Ny hoavy : |
hampibaribary |
|
Tovy hevitra | |
|