Teny iditra mampidera (dera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to show off something, to seek praise [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888 (page 94)]
 faire parade de quelque chose [Hallanger 1974]
Endriteny 
mampidera
nampidera
hampidera
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Aza mampidera amin'ny malahelo, angoa hianarany! [Rahajarizafy: Kabary, takila 113]
2Toa mampidera ny hasoany amin' ny rahona miloko mena sy volomparasy ny faravodilanitra; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 101]

2017/04/02