Teny iditra mampidina (idina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To bring down; to pour out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Faire descendre, verser [1.3, 1.8]
Ohatra Ny tena mampidina ny vokatra koa anefa eto amin'ny voly fihinana, dia ny fifaninanana amin'ny akora fivarotra izay ifotoran'ny olona kokoa noho izy mampidi-bola. [2.606]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampidina
Ny lasa : nampidina
Ny hoavy : hampidina
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20