Teny iditra mampierona (erona)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   faire grogner, gronder, rugir [Abinal 1888]
Ohatra   Isika rehetra mampierona tahaka ny bera ary mitoloko tokoa tahaka ny voromailala; [Baiboly: 29.59.11]
Ny bikany  
mampierona
mampieron-
mampierom-
mampiero-
nampierona
nampieron-
nampierom-
nampiero-
hampierona
hampieron-
hampierom-
hampiero-

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/15